Teny iditra ampidirana (iditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Ohatra 
1Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana: [2.472]
2Ary tahaka izao ny toetry ny aretina, dia nampidirana anareo izao hiaraha-mihevitra. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampidirana, ampidirako, ampidiranao, ampidirany, ampidirantsika, ampidiranay, ampidiranareo, ampidiran', ampidiran-, ampidiram-, ampidira-
Ny lasa : nampidirana, nampidirako, nampidiranao, nampidirany, nampidirantsika, nampidiranay, nampidiranareo, nampidiran', nampidiran-, nampidiram-, nampidira-
Ny hoavy : hampidirana, hampidirako, hampidiranao, hampidirany, hampidirantsika, hampidiranay, hampidiranareo, hampidiran', hampidiran-, hampidiram-, hampidira-
Filaza mandidy : ampidiro

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20