Teny iditra ampifina (ampify)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao miankina amin' ny...: Ampifio eo amin' ny rindrina eo aloha ireto entana ireto [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampifina, ampifiko, ampifinao, ampifiny, ampifintsika, ampifinay, ampifinareo, ampifin', ampifin-, ampifim-, ampifi-
Ny lasa : nampifina, nampifiko, nampifinao, nampifiny, nampifintsika, nampifinay, nampifinareo, nampifin', nampifin-, nampifim-, nampifi-
Ny hoavy : hampifina, hampifiko, hampifinao, hampifiny, hampifintsika, hampifinay, hampifinareo, hampifin', hampifin-, hampifim-, hampifi-
Filaza mandidy : ampifio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20