Teny iditra | ampijalina (jaly) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made to suffer; to be tortured [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on fait souffrir; qu'on torture [1.8] | ||||||
Ohatra | Na misy aza ny Malagasy ampijalina, na misy aza ny Malagasy mankasitraka sy manampy fanorotoroana ny fireneny, misy koa ny mamaly bontana izany sy miatrika amin-kerim-po sy fahasahiana ny maha-Malagasy tsy tia handevoizina azy.
[2.472] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06 |