Teny iditra ampijoroina (joro)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay Qu'on releve, qu'on fonde [1.5]
Ohatra Isa-maraina, alohan' ny hitondrany ireo miasa, dia ampijoroiny eo an-tokotany aloha, asainy mihira ny hiram-pirenena frantsay, ary asainy mamarana ny hafanam-pony amin' ny fiantsoana mafy hoe: [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ampijoroina, ampijoroiko, ampijoroinao, ampijoroiny, ampijorointsika, ampijoroinay, ampijoroinareo, ampijoroin', ampijoroin-, ampijoroim-, ampijoroi-
Ny lasa : nampijoroina, nampijoroiko, nampijoroinao, nampijoroiny, nampijorointsika, nampijoroinay, nampijoroinareo, nampijoroin', nampijoroin-, nampijoroim-, nampijoroi-
Ny hoavy : hampijoroina, hampijoroiko, hampijoroinao, hampijoroiny, hampijorointsika, hampijoroinay, hampijoroinareo, hampijoroin', hampijoroin-, hampijoroim-, hampijoroi-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20