Teny iditra ampio (ampy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao ampiana [fitanisana]
Ohatra 
1Ampio sira ny laoka fa matsatso [Rajemisa 1985]
2Ampio aho fa tsy zakako itỳ entana itỳ [Rajemisa 1985]

2012/10/21