Teny iditra ampireheto (rehitra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao ampirehetana [fitanisana]
Ohatra 
1ary ampidiro ny fanaovan-jiro, ka ampireheto ny jiro. [Baiboly: 2.40.4]
2Fa efa akaiky dia akaiky izy ireo tamin'izay, injay efa heno ny horakora-bahoaka : dory amin'izay, ampireheto amin' izay! [Rapatsalahy: Kintana, takila 192]

2017/04/09