Teny iditra ampirina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazandrano kely madinika noho ny toho [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the name of a fish resembling the toho. [Richardson 1885]
Voambolana 

Teny iditra ampirina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandaminana zavatra mba tsy hikorontana na hiparitaka fa hipetraka amin' ny toerany avy
¶ Fitehirizana, firaketana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the tying up of packages or luggage, each in its proper place. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay Ordre, arrangement, disposition de chaque chose à sa place
¶ action de se blottir, de se ranger par côté [Abinal 1888]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31