Teny iditra ampitika
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] zanatsiraka, zanapaly [Rakotosaona 1972]
   Zanatsipika, zanatsirika [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a small rod thrown at a mark in a game. [Richardson 1885]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   ampitikely
Teny nalaina  

2017/08/08