1 | mihady fasika eo ampitoerana eo ny lohaliny sy ny tongo-keliny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 7]
|
2 | Niala daholo ny fahakiviana rehetra, ka nody ny ain-dRandrianalvo, tsy tsaroany intsony ny hasasarana sy ny hanoanany, ka renoky ny torimaso teo ampitoerana izy, ary nanonofy. [Rajohanesa: Kintana]
|
|