Teny iditra am-pitotoam-bary (any, toto, vary)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana fitotoam-bary iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 2 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny nalaina 

2009/12/09