Teny iditra ampoasa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] (am-poasa) eo am-pikasana [Rakotosaona 1975]
 Am-pikasana (tsy fampiasa afa-tsy amin' io endrika io, saingy manana sampanteny). [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy [fo, and asa, work (?).] See kasa. [Richardson 1885]
Sampanteny 

Teny iditra ampoasa
Sokajin-teny anarana
Fandikana frantsay  [Tankarana] avertir d'avance. [David 1952 (takila A)]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31