Teny iditra am-pofoana (fofo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Eo ambony fe sy ranjo miforitra: Eo ampofoana no efa manomboka ny fanabeazana ny ankizy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy in the lap [Richardson 1885]
 on the bosom [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay dans le giron [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31