Teny iditra ampoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Feno, vonto, boboka: Sponjy ampo-drano
¶ Feno, henika: Ho ampoky ny soa anie ianao [Rajemisa 1985]
 feno tanteraka [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy soaked, wet. See lona, lena, mando. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay saturé [SLP 1986]
Sampanteny 
Haiendriteny 
ampoka
ampoky
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra ampoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lalao kanety ka ilay kanety iadiana iny ihany no atao loka [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/30