Teny iditra ampongabe (amponga, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Amponga misy hoditra roa, velezin' ny tanana havanana amin' ny tsorakazo sahabo ho vehana nasiana lamba bokony eo amin' ny tendrony ilany; ampiarahina mandrakariva amin' ny langorona [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay grosse caisse [Veyrières 1913]
Voambolana 
Teny nalaina 

Teny iditra ampongabe (amponga, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay la pièce de cinq francs à l'effigie de Charles X, et celle à l' effigie de Napoléon III, parce que les armes gravées au verso ressemblaient à une grosse caisse [Veyrières 1913]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31