Teny iditra ampongatapaka (amponga, tapaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Amponga kely izay tsotra indrindra fa ny ilany ihany no misy hoditra hovelezina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31