Teny iditra ampongavato
Singan-teny amponga ; vato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tsimihety] Karazam-balala izay mampaneno elatra rehefa manidina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of locust [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Une espèce de sauterelle [3.1]
Voambolana 
Renianarana valala
Anarana iray reny adrisa, aketa, ambolo, ambolokely, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, sompanga, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbolavola, tsimbotry, tsimpefe, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26