Teny iditra am-po tsy miloaka (any, fo, tsy, loaka)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Dikanteny anglisy   in one's secret thoughts [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   dans son fort intérieur [Hallanger 1974]
Ohatra   Tsy fantatra raha nifankalala ny tany am-po tsy miloaka izy na tsia. [Andraina: Mitaraina, takila 234]
lasa tokoa ianao Ravokatra, lehilahy nampiadana anay mianakavy kely" hoy ny vetsovetsony am-po tsy miloaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 119]

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/07