Teny iditra ampovoany (any, fo, voa, -ny)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Famaritana anglisy in the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [Richardson 1885]
Famaritana frantsay le milieu, le centre
¶ au milieu, au centre [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra afovoany
Mpanahaka  anivo
Ohatra 
1Onisoa ao ampovoany, Vohidahy no renivohitra; [Randriamamonjy: Tantara, takila 322]
2Nony tonga teo ampovoany, hono, dia nilentika tampoka ny lakana. [Rajaonarivelo: Bina, takila 51]
3Fa ny any ampovoany, izay maty maty, izay velona velona, fa tsy misy hizaha sy hanome fanafody any. [Andraina: Mitaraina, takila 178]

2017/10/21