Teny iditra ampy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Antonona an' izay ilaina, sahaza: Tsy [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   sufficient, enough. It governs the accusative case, as ampy anao izany, That is sufficient for you. [Mal. sampai.] [Richardson 1885]
   sufficient, enough [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   suffisant, assez [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   suffisant [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Fifanahafana   antonony ~ sahaza

Teny iditra ampy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazan-javamaniry izay maraorao ny raviny ka raha vao mikasika ny raviny dia mivonto ny hoditra [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   a shrub (or tree?) from the fibre of which a kind of string is made [Betsimisaraka] [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra ampy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   kotrobaratra, varatra [Antemoro, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   the thunder which comes near [Provincial] [Richardson 1885]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/15