Teny iditra ampy mihira (ampy, hira)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   fiteny amin' ny kabary am-panambadiana ka enti-milaza ny zaza hateraky ny mpivady vao voalohany izay fandrihan' ny renin-drazazavavy mialoha fa hotezainy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07