Teny iditra ampy misoratra (ampy, soratra)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza ireo zaza antonona hodidiam-poitra (ny toy ireny fahizay dia nolazaina fa efa azo soratana amin' ny antokon' ny zaza hatao) [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/28