Teny iditra | ankitsirano | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [ an-kitsirano ] Amin' ny fomba tsotra, tsy an-kifonofono, tsy misy olakolaka [1.1] | |
Fanahy iniana [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Délibérément [1.13] | |
Ohatra | Mbola hidina ambanimbany kokoa ve izy, ka hilaza ankitsirano ny safidiny?
[2.5] | |
Fivaditsoratra | ankitsirano, antsionkary |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/12 |