Teny iditra ana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy tsy afaka miaina tsara noho ny hasemporana niakatra fiakarana na nihazakazaka mafy: Ana aho vao nahafaka ny rihana efatra mankatỳ aminareo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy faint, exhausted, from hunger, cold, or toil; embarrassed. [Richardson 1885]

Teny iditra ana
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Famaritana malagasy Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra izay ao anaty antokon' olona malalaka: Ana Malagasy itỳ trano itỳ fa Vazaha no mipetraka ao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy comme an (any); avec régime indéterminé, sans article: An'iza ireo kotra ireo ? -- Ana miaramila nandalo teto (À qui sont ses gibernes ? -- À des soldats qui ont passé par là) [Richardson 1885]

Teny iditra ana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] vary [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

Teny iditra ana
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] miantsoroka [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra miana

Teny iditra anà
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] anao [Rakotosaona 1972]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra ~ana
Sokajin-teny tovana [Teny amin' ny ~ana]

Teny iditra a~na
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny a~na]

Teny iditra Anà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Anah [Baiboly]
Famaritana frantsay Ana [Baiboly]
Voambolana 
Teny nalaina 

2019/08/17