Teny iditra añafara
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Betsileo] aoriana: Andraso i Raibia fa vana añafara añe (Andraso i Raibia fa mbola any aoriana any) [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra afara

2009/02/23