Teny iditra anahy
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Bezanozano, Sihanaka, Taimoro, Taisaka] ahy [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] ahy, anjarako [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy   Me, mine. (Provincial). See ahy. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Tanala] (pronom personnel complément - 1ère personne du singulier) à moi, moi, me. Hitaña ny fady namen'i Tamangovolafotsy anahy aho: je respecterai les interdits que m'a laissés Talisman d'Argent. Ny anahy: ce qui est à moi, le mien, la mienne. Itoy koa ny anahy, abako: voici maintenant ce que j'ai, mon ami. [Beaujard 1998]
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/15