Teny iditra anakampo (anaka, fo)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   Any anaty any ihany fa tsy miseho etỳ ivelany: Hoy aho anakampo
Mitovy hevitra: anakantsaina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [anaka (?), fo, the heart.] Within one's self, in one's mind, kept within one's own thoughts. [Richardson 1885]
   in one's mind [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   dans son coeur, en soi-même [Hallanger 1974]
Dikanteny italianina   in cuore [Profita 1969]
Ohatra  
1Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [Andraina: I Vola, takila 7]
2hoy Ratsima, miteny anakampo, mampandry eritreritra sy manala heloka ny tenany. [Andraina: Mitaraina, takila 151]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/19