Teny iditra anakandriana (anaka, andriana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   antidahy [Betsileo] [Rakotosaona 1972]
   zanak' andriana [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
   Zavatra tsy hita maso ninoan' ny Ntaolo ho nonina tany anaty lava-bato, ary mpanelanelana eamin' Andriamanitra sy ny olombelona; ny anakandriana no voalaza ho nanindry mandry na nanoro hevitra ny mpimasy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Petty princes among the various tribes [Provincial] [Richardson 1885]
Teny nalaina  

Teny iditra Anakandriana
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Ohatra   Ka sarojavatra, be vazimba, be sarinjavatra, ala fitoeran-tsampy sy fitoerany Anakandriana, izany no nahasarojavatr' azy. [Callet: Tantara, takila 17]
Voambolana  
Tsipelina hafa  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny sampy taloha

Nohavaozina tamin' ny 2014/01/10