Teny iditra anakandro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra mihefakefaka amin' ny hoditra, fa indrindra ny hodi-tava, mova tsy ny tako-pery manify. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [andro, day.] The name of a slight cutaneous affection, but which in some cases develops into leprosy. The eggs of the adrisa put on the face are used by the women as a charm against this. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   dartre [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/17