Teny iditra anakandry (anaka, andry)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] andry madinika mihazona ny rindrina [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy [andry, a post.] Tent pegs, the small posts of a house. (Prov.) [Richardson 1885]

2009/04/15