Teny iditra | anakatsimba | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry fanao ody tazo ny raviny, indrindra raha mandoa ny marary; azo ampiasaina ho fanafodin' ny biliezy koa izy, ary ny raviny apetaka amin' ny nonon' ny mpifana misy vay (Toddalia asiatica) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo] Toddalia asiatica (L.) Lam. (Rutaceae). [1.196] | |
Anarana siantifika | Toddalia asiatica | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra ~ Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |