Teny iditra anakatsotsy (anana, katsotsy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavamaniry fanao fanafodin' ny aretin' ny fivaviana (Phyllanthus niruri) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [Betsileo] name of an herb. Phyllanthus sp. [Richardson 1885]
Voambolana  
Anarana siantifika   Phyllanthus niruri

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/08