Tamin' ny nahafatesan' Andriambelonandro dia mbola kely izy, ka Razafisoazaka, Mpitaiza Anakova (Zanakandriana) sy Rasifahita, filohan'ny foko Otaray no nitondra vonjimaika.[2.508]
2
Toy izao ny filaharan' izany : Roa mifanandrify eo anolohany indrindra dia ataony hoe tandrony, famantarana ny zanak' andriana tsy manana fanjakana io ka omeny anarana hoe : anakova tsy manjaka.[1.353]