Teny iditra analahy (anaka, lahy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro, Tambahoaka, Tanala] anadahy [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] anadahy, rahalahy, olona ray tampo amin'ny tena [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] Zanaka lahy [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/10/15