Teny iditra | analasosa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kazo madinika fanaovana ody mivalan-dra na mandoa ra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A plant used as a medicine for dysentery and spitting of blood. [1.2] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo ~ Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |