Teny iditra anambadiana (vady)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Endriteny 
anambadiana
anambadiako
anambadianao
anambadiany
anambadiantsika
anambadianay
anambadianareo
anambadian'
anambadian-
anambadiam-
anambadia-
nanambadiana
nanambadiako
nanambadianao
nanambadiany
nanambadiantsika
nanambadianay
nanambadianareo
nanambadian'
nanambadian-
nanambadiam-
nanambadia-
hanambadiana
hanambadiako
hanambadianao
hanambadiany
hanambadiantsika
hanambadianay
hanambadianareo
hanambadian'
hanambadian-
hanambadiam-
hanambadia-
anambadio
Ohatra 
1Roa taona monja no nanambadiany azy, dia nisaorany izy (Il n'y a que deux ans qu’il l’a épousée, et il l'a déjà renvoyée, divorcée) [Abinal 1888, takila 797]
2Fa ny fanahy sy ny vintana no anambadiana, mifanaraka hiany ny fanahy sy ny vintana ao am-hoalohany; [Callet: Tantara, takila 356]
3Tsy ny harena no anambadiana, ry ineny Renilezo, fa ny fanahy, fa raha harena, ngaha ory aho eto amin'i Dada sy Ineny [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

2019/09/15