Teny iditra anandrano (anana, rano)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan' anana madini-dravina maniry eny amin' ny tany be rano; fanao ro ary azo hanina manta fanao salady koa. Be vitamina C ny anandrano (Nasturtium officinale) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [rano, water.] Water-cress. Nasturtium officinale, R. Br. [Richardson 1885]
   watercress [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   cresson [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   (de anana = herbe potagère, et rano = eau).
¶  [Merina] Nasturtium officinale W.T. Aiton (Brassicaceae). Le cresson, bien connu en Europe. Souvent consommé après cuisson, comme légume accompagnant le riz, sur les hauts plateaux.
¶  [Tanosy] Ceratopteris thalictroides (L.) Brongn. (Pteridaceae). Cette fougère aquatique immergée fournit de grandes frondes tendres, très appréciées comme légume. Très appréciée aussi des amateurs d'acquarium. [Boiteau: Végétaux]
Ohatra   Anana hafahafa ny tarehiny dia eo anelanelan' ny lomotra sy ny anandrano. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 158]
Voambolana  
Anarana siantifika   Ceratopteris thalictroides, Nasturtium officinale

2018/11/05