Teny iditra anandriana (anana, riana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   [riana, swift water.] An herb. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   [Merina, Sihanaka, Bezanozano] (de anana = herbe potagère, et riana = cascades, chutes d'eau). Thelethylax minutiflora (Tul.) C. Cusset (Podostemaceae). Curieuse petite plante présentant une sorte de thalle charnu adhérent aux pierres des cascades et que les Malgaches apprécient beaucoup comme légume. [Boiteau: Végétaux]
Ohatra   Fa izay tena nahatalanjona ahy dia ny nahitako olona sahisahy nitetitety sola-bato haka anandriana. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 158]
Voambolana  
Anarana siantifika   Thelethylax minutiflora

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/07