Teny iditra anandro (andro)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy [andro, day.] Turn, alternation [Richardson 1885]
Famaritana frantsay tour [Abinal 1888]
Ohatra Anandroko anio (C'est aujourd'hui mon tour) [Abinal 1888, takila 42]
Endriteny 
anandro
anandroko
anandronao
anandrony
anandrontsika
anandronay
anandronareo
anandron'
anandron-
anandrom-

Teny iditra anandro (andro)
Sokajin-teny tambinteny [firaketana]
Famaritana anglisy [andro, day.] in one's turn [Richardson 1885]
Famaritana frantsay alternativement [Abinal 1888]
Ohatra Manao anandro izy ireo (Ils font chacun leur tour) [Abinal 1888, takila 42]

2015/03/15