Teny iditra ananganana (angana)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]
Ohatra   Telopolo andro raha ela indrindra, aorian' ny fitsipa-hana ny fangataham-pitokisana, no ananganana ny Governemanta vaovao. [Fanjakana: Fifidianana, takila 31]
Nino ary mbola mino ny olona maro fa tsy maintsy ananganana tsangambato ny maty mba hananany "zara tokotany" ka tsy hivezivezeny any rehetra any. [Randriamamonjy: Tantara, takila 434]
Ny bikany  
ananganana
ananganako
anangananao
ananganany
ananganantsika
anangananay
anangananareo
ananganan'
ananganan-
ananganam-
anangana-
nananganana
nananganako
nanangananao
nananganany
nananganantsika
nanangananay
nanangananareo
nananganan'
nananganan-
nananganam-
nanangana-
hananganana
hananganako
hanangananao
hananganany
hananganantsika
hanangananay
hanangananareo
hananganan'
hananganan-
hananganam-
hanangana-
anangano
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/09/08