Teny iditra anangonana (angona)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra Tahaka ny anangonana ny ahi-dratsy sy andorana azy amin' ny afo no hatao raha mby amin' ny fahataperan' izao tontolo izao. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anangonana, anangonako, anangonanao, anangonany, anangonantsika, anangonanay, anangonanareo, anangonan', anangonan-, anangonam-, anangona-
Ny lasa : nanangonana, nanangonako, nanangonanao, nanangonany, nanangonantsika, nanangonanay, nanangonanareo, nanangonan', nanangonan-, nanangonam-, nanangona-
Ny hoavy : hanangonana, hanangonako, hanangonanao, hanangonany, hanangonantsika, hanangonanay, hanangonanareo, hanangonan', hanangonan-, hanangonam-, hanangona-
Filaza mandidy : anangony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21