Teny iditra anaovy (tao)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana anaovana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra 
1Anaovy pataloha tahaka ity aho (Faites-moi un pantalon comme celui-ci) [Abinal 1888, takila 679]
2Anaovy vary ny vahiny (Préparez, faites cuire du riz pour l’étranger [Abinal 1888, takila 679]

2016/09/16