Teny iditra anaram-bosotra (anarana, vosotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay a nickname [Hallanger 1974]
 sobriquet, surnom [Hallanger 1974]

2009/12/09