Teny iditra anarana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny enti-milaza zavatra na biby na olona ka anavahana ary iantsoana azy: Rabe no anaran' ny rahalahiko ~ Akondro no anaran' itỳ voankazo itỳ
¶ Misy 11 ny sokajin-teny amin' ny teny malagasy:
  1. ny matoanteny (ohatra: miteny),
  2. ny tambinteny (ohatra: afovoany),
  3. ny anarana (ohatra: ankizy),
  4. ny mpamaritra (ohatra: fotsy),
  5. ny mpisolo (ohatra: izy),
  6. ny mpanoritra (ohatra: ilay),
  7. ny mpampiankin-teny (ohatra: amy),
  8. ny mpampitohy fehezan-teny (ohatra: rehefa),
  9. ny mpampitohy (ohatra: ary),
  10. ny tenim-piontanana (ohatra: indrisy),
  11. ny kian-teny (ohatra: ve).
[Rajemisa 1985]
 iray amin'ny sokajin-teny, fomba fiantsoana [SLP 1986]
Famaritana anglisy name [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 appellation, honour. (Sunda, etc., ngaran.): Tsy manana anarana izy (He is of no moment, or of no rank) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay nom [Hallanger 1974, SLP 1986]
 dénomination [SLP 1986]
Voambolana 
Endriteny 
anarana
anarako
anaranao
anarany
anarantsika
anaranay
anaranareo
anaran'
anaran-
anaram-
anara-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  anaram-bosotra ~ anarana ihany ~ manana anarana ~ mandimby anaran-dray soa ~ miova anarana ~ very anarana
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny anarana ity (1): Tomponanarana

Teny iditra Anarana
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra Rapatsalahy Paul
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

2020/01/30