Teny iditra anareo
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   You, your, yours (plural). Accusative and possessive case of hianareo. [Richardson 1885]
   you (plur. - as object); yours [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Vous, à vous, à votre tour. Hamangy anareo aho: je vous visiterai. Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres à balayer la maison. Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire. [Abinal 1888]
   Vous, à vous (pluriel). [Rajaonarimanana 1995]
   vous (pluriel - objet); vôtre. [Hallanger 1974]
Dikanteny italianina   voi
¶ il vostro [Profita 1969]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   ianareo ~ -nareo, -areo

Teny iditra anareo
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   olom-pady [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/19