Teny iditra an' arivo (any, arivo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy hita isa, tsy tambo isaina [Rajemisa 1985]

Teny iditra anarivo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy tarehimarika anarivo, ny tarehimarika maneho ny arivo [SLP 1986]
Famaritana frantsay chiffre des mille [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  alinalina ~ manetrinketrina ~ tsy hita zambazamba ~ tsy omby alinalina ~ zavon-tany

2013/10/21