Teny iditra anaty (aty)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Hendry anaty toa samoina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Interne [1.8]
 Intrinsèque, intérieur [1.13]
 Interne: Aretina anaty (Maladie interne) [1.3]
 Interne: Akanjo anaty (Sous-vêt [...] [tohiny 1.5]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lohateny Ady anaty (Rajemisa-Raolison Régis)

Teny iditra anaty (any, aty)
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Ao anatin' ny tratra no misy ny fo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Inside [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dans, au dedans, parmi, inclus: Ao anaty vata (anatin' ny vata) ny satroka (Le chapeau est dans la malle) ~ Hankany aminareo aho anatin' ny herinandro (J'irai vers vous dans la semaine) [1.3]
 Dans, au-dedans, parmi [1.5]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : anaty, anatiko, anatinao, anatiny, anatintsika, anatinay, anatinareo, anatin', anatin-, anatim-
Ny lasa : tanaty, tanatiko, tanatinao, tanatiny, tanatintsika, tanatinay, tanatinareo, tanatin', tanatin-, tanatim-
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra anaty (any, aty)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Inside [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Intérieurement: Mihomehy anaty (Rire, se moquer intérieurement) [1.3]
 Intérieurement [1.8]
 Intérieurement: Mihomehy anaty [...] [tohiny 1.5]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20