Teny iditra anaty rova (any, aty, rova)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ny faritra ao anatin' ny rovan' ny mpanjaka na ny solony tany ivelan' Antananarivo, toy ny komandy, governora, izay nanaovana rova hitoerany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2011/10/13