Teny iditra anàva
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka] ambany amin'ny rano [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] any amin'ny alehan'ny rano [Rakotosaona 1972]
   ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   en aval [SLP: Voambolana]
Voambolana  
  
Teny nalaina  
Fifanahafana   fivalanana

2009/10/15