Teny iditra andaharana (lahatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ny an-dRehandry kosa dia tafika andaharana mihitsy no nalefany namely ny Masikoro. [2.508]
2Mahagaga ny nandaharan' Andriamanitra ny zavatra rehetra (La manière dont Dieu a disposé toutes choses est admirable) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : andaharana, andaharako, andaharanao, andaharany, andaharantsika, andaharanay, andaharanareo, andaharan', andaharan-, andaharam-, andahara-
Ny lasa : nandaharana, nandaharako, nandaharanao, nandaharany, nandaharantsika, nandaharanay, nandaharanareo, nandaharan', nandaharan-, nandaharam-, nandahara-
Ny hoavy : handaharana, handaharako, handaharanao, handaharany, handaharantsika, handaharanay, handaharanareo, handaharan', handaharan-, handaharam-, handahara-
Filaza mandidy : andaharo
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20