Teny iditra andairana (laitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
 To be penetrated; to be impressed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui est pénétré; qui est impressionné [1.8]
Ohatra Kely ambaitra ny zaza, mora andairana ka maro ny toe-javatra na tsara na ratsy nety ho nandalo dia raikitra. [2.356]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : andairana, andairako, andairanao, andairany, andairantsika, andairanay, andairanareo, andairan', andairan-, andairam-, andaira-
Ny lasa : nandairana, nandairako, nandairanao, nandairany, nandairantsika, nandairanay, nandairanareo, nandairan', nandairan-, nandairam-, nandaira-
Ny hoavy : handairana, handairako, handairanao, handairany, handairantsika, handairanay, handairanareo, handairan', handairan-, handairam-, handaira-
Filaza mandidy : andairo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21